par Dir Com | Avr 29, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nanatrika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa araha-dinidinika natokana ho fampiroboroboana ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy tanora amin’ny sehatry ny politika sy fanamafisana ny fandriampahalemana eto Madagasikara, ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Avr 29, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tanteraka tao Toliara, Renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana ny iraka fizohiana ireo Tetikasa ho an’ny Tanora izay tohanan’ny UNPBF. Nisy ny fitsidihana ara-pomba fanajana ireo manampahefana tany an-toerana mialoha izany tahaka ny Governoran’ny...
par Dir Com | Avr 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nandritra ny fitsidiham-panjakana notanterahan’ny filoham-pirenena frantsay teto Madagasikara dia tsy diso anjara tamin’izany ny tanora malagasy satria dia nanokanana fotoana manokana izy ireo hihaonana amin’ireo filoha roa tonta dia ny filoha Andry Rajoelina sy ny...
par Dir Com | Avr 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 10 sy 11 aprily lasa teo tao amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina Antananarivo ny fanamafisana ny fahaizamanaon’ireo tomponandraikitry ny Minisitera eo amin’ny Foibe sy eny anivon’ny Faritra. Amin’ny maha-isany mpitarika ny Komity Mpitantana ny Tetikasa...
par Dir Com | Avr 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 19 aprily 2025 ny lanonam-pamaranana ny fihaonamben’ny tanora Afrikanina, momba ny toekarena manga, andiany faharoa na ny FOJAEB. Hetsika iraisam-pirenena nokarakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena andaniny, ny...
par Dir Com | Avr 16, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nosokafan’ny lehiben’ny kabinetra ao amin’ny Biraon’ny Firenena Mikambana misahana ny Tanora, Andriamatoa Elizeu Chaves Jr tamin’ny fomba ofisialy ny 15 aprily any New york, Etazonia ny ECOSOC Youth Forum 2025 izay narahina tamin’ny lahateny fanokafana nataon’ny...