Tanora maneho hevitra : mandray anjara amin’ny fanavaozana ny firenena.
Tontosa teny amin’ny anjerimanontolo Ankatso ny talata 9 desambra 2025 teo ny fifanankalozan-kevitra niarahana tamin’ireo tanora izay nokarakarain’ny Oniversiten’Antananarivo sy ny Vondron’ny Firenena Mikambana eto […]