par Dir Com | Fév 20, 2023 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra ny faha 17 febroary 2023, ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika amin’ny taranja basket-ball na ny «FIBA 3×3 Africa Cup »...
par Dir Com | Fév 20, 2023 | Dircom
Araka ny fampanantenana nataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy, dia nanainga ho any Chine tamin’ny herinandro lasa teo ny taranja 4 : ny Athlétisme, ny Badminton, ny Haltérophilie...
par Dir Com | Fév 13, 2023 | Dircom
Taorian’ny fitsenana tamin’ny fomba makotrokotroka nataon’ny vahoaka Malagasy an’ireo mahery fontsika ny alahady faha 05 febroary 2023 lasa teo, dia noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tamin’ny fomba ofisialy teny...
par Dir Com | Fév 6, 2023 | Dircom
Nigadona ny faha 05 Febroary 2023 tamin’ny 1h30 tolakandro teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay niady sy naneho lalao tsara nandritra ny fifaninanana CHAN 2022, izay natao tany Algérie ary nahazo ny laharana...
par Dir Com | Fév 6, 2023 | Dircom
Tanora mahery ny dimanjato sy arivo no tonga niofana mahakasika ny LIFESKILLS FANOITRA (module 1: culture de vision), atolotry ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay eo ambany fitarihan’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, izay natao tao...