par Dir Com | Mar 14, 2023 | Dircom
Taorian’ny fitsidihana sy fanomezana fanampiana ireo traboina tao amin’ny CEG Antaninarenina izay notarihan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA mivady dia nitohy tao amin’ny kianja Andaboly sy tao amin’ny kaominina Ankililoaka,...
par Dir Com | Mar 13, 2023 | Dircom
Nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA module 1 Culture de vision ihany koa ny Fikambanan’ny Mpianatra Siantifika eto Antananarivo, ny 10 martsa 2023 izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora, notronin-dRamatoa Myria Josée...
par Dir Com | Mar 13, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fanadiovana faobe tao an-tampony tanànan’i Toliara taorian’ny fandalovan’ny rivodoza FREDDY, ny 10 Martsa 2023 ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena Atsimo Andrefana sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora...
par Dir Com | Mar 9, 2023 | Dircom
Tonga nijery ifotony ireo traboina sy fahasimbana vokatrin’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy tao Toliara ny Praiminisitra NTSAY Christian sy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ary ireo mpikambana vitsivitsy ao...
par Dir Com | Mar 9, 2023 | Dircom
Tonga maro sy mavitrika ireo vehivavy mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay miara mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tao amin’ny kianja Barea Mahamasina niarahana tamin’ireo Tale vehivavy...