JIOI 2023 : FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

JIOI 2023 : FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

Araka ny fampanantenana nataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena ireo mpanao fanatanjahantena Malagasy, dia nanainga ho any Chine tamin’ny herinandro lasa teo ny taranja 4 : ny Athlétisme, ny Badminton, ny Haltérophilie...
CHAN 2022 : FITSENANA NY EKIPAM-PIRENENA BAREA

CHAN 2022 : FITSENANA NY EKIPAM-PIRENENA BAREA

Nigadona ny faha 05 Febroary 2023 tamin’ny 1h30 tolakandro teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny ekipam-pirenena Malagasy BAREA izay niady sy naneho lalao tsara nandritra ny fifaninanana CHAN 2022, izay natao tany Algérie ary nahazo ny laharana...