par Dir Com | Fév 8, 2021 | Non classé
Tanterahina mandritra ny 08 sy 09 febroary 2021 izao ny fivoriam-be virtoaly an’ireo tompon’andraikitra ny Tanora eto amin’ny Faritra SADC, izay nakana ny hevitr’ireo Firenena mpandray anjara ny amin’ny famolavolana ny politika misahana...
par Dir Com | Fév 8, 2021 | Non classé
Mandroso ny asa fanamboarana ny Kianja Synthetique sy ny Kianja mitafo manarapenitra ao amin’ny Distrikan’ny BETAFO, faritra Vakinakaratra. Nidina ifotony nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny alahady 7 febroary 2021, ireo solontena ao amin’ny...
par Dir Com | Fév 2, 2021 | Non classé
Nisy ny fitsidihana ny fandrosoan’ny asa izay atao ao amin’ny kianja BAREA Mahamasina ny alatsinainy 1 Febroary 2021. Kianja; izay handraisana ny lalao CAN 2021, hifandonan’i Madagasikara sy Niger ny faha-30 Martsa 2021. Araka izany, nanatanteraka ...
par Dir Com | Fév 1, 2021 | Non classé
Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan’ny fitsarana 12 tany amin’ny Faritany Toliara. Tonga nanome voninahitra izany tany an-toerana ny solotenan’ny Governemanta Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena TINOKA...
par Dir Com | Jan 30, 2021 | Non classé
Tonga nanao fitsidihana ny kianjan’ny Centre Régional de la Jeunesse et des Sports sy ny kianjan’ny lycée technique tao Toamasina ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto niaraka tamin’ireo delegasiona notarihiny ny...