KOMITY PARALYMPIQUE MADAGASIKARA

KOMITY PARALYMPIQUE MADAGASIKARA

Notanterahana ny 19 jona 2023, tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha, ny fanokafana ny tetikasa vaovao eo amin’ny sehatry ny fampiroboroboana ny hetsika ara-panatanjahantena ho an’ireo manana fahasembanana eto Madagasikara. Tetikasa izay...
FOOTBALL: FIFANITSANANA CAN 2023 MADAGASCAR 0-0 GHANA

FOOTBALL: FIFANITSANANA CAN 2023 MADAGASCAR 0-0 GHANA

Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan’i Ghana ny Barean’i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin’ny fifanitsananana CAN 2023. Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy  ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André...
TSIPY KANETIBE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

TSIPY KANETIBE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Notanterahana ny 16 jona 2023, teny amin’ny kianja filalaovana tsipy kanetibe Ivato ny fanokafana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Haharitra telo andro ity fifaninanana ity. Tonga nanome voninahitra izany...