par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 19 jiona 2023 ny solontena mpisolo-toerana eo anivon’ny UNFPA, Ramatoa Miranda TABIFOR izay solontena avy amin’ny Masoivohon’ny firenena mikambana. Voaresaka nandritra izany ny...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 18 jona 2023 ny famaranana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara sokajy N1B taranja Basketball, izay natao tany Morondava ny 10 hatramin’ny 18 Jona 2023 lasa teo. Miarahaba ny ekipan’ny COSFA izay voahosotra ho tompondaka ny...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 19 jona 2023, tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha, ny fanokafana ny tetikasa vaovao eo amin’ny sehatry ny fampiroboroboana ny hetsika ara-panatanjahantena ho an’ireo manana fahasembanana eto Madagasikara. Tetikasa izay...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan’i Ghana ny Barean’i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin’ny fifanitsananana CAN 2023. Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André...
par Dir Com | Juin 20, 2023 | Dircom
Nigadona ny 18 jona 2023 ihany koa ireo andiany faharoa tamin’ireo atleta nisitraka fiofanana tany Chine izay fampanantenana nataon’ny fitondram-panjakana mahakasika ny fampivondronana iraisam-pirenena izay tafiditra ao anatin’ny fanomanana ny...