FOOTBALL: FIFANITSANANA CAN 2023 MADAGASCAR 0-0 GHANA

Nisaraka ady sahala nanoloana ny ekipan’i Ghana ny Barean’i Madagasikara nandritra ny lalao miverina eo amin’ny fifanitsananana CAN 2023.

Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy  ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sy ireo mpiara-miasa aminy ary ireo olo-manankaja maro samihafa.