YOUTH CORNER 2023, FANARARAOTRA HOAN’NY TANORA

YOUTH CORNER 2023, FANARARAOTRA HOAN’NY TANORA

Notanterahana ny 7 Jolay 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika Youth Corner izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Aharitra 2 andro, ny 7 sy 8 Jolay ny hetsika ary...
BOENY: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

BOENY: FIOFANANA LIFESKILLS FANOITRA

Tao aorian’ny faritra Analamanga sy faritra Toamasina dia anjaran’ny tanora tao amin’ny faritra Boeny indray no nisitraka fiofanana LIFESKILLS FANOITRA, izay tetikasan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
BASKET-BALL: FITSENANA IREO ANKOAY U19

BASKET-BALL: FITSENANA IREO ANKOAY U19

Tafaverina an-tanindrazana ny 04 jolay 2023 ny ekipam-pirenena Malagasy ANKOAY izay nitondra avo ny voninahim-pirenenanandritra ny fifaninanana fiadiana ny tompondaka maneran-tany eo amin’ny taranja basket-ball latsaky ny 19 taona, natao tany Debrecen Hongrie....