par dsimjs | Nov 21, 2020 | Non classé
Hiatrika fifanintsanana any Kigali, Rwanda ny 27 hatramin’ny 29 Novambra 2020 izao, ireo solontenan’i Madagasikara amin’ny taranja « Basket Ball ».Ity ny dingana ahafahana mandray anjara amin’ny Afrobasket 2021. Ireto avy izy ireo: Mpilalao:...
par dsimjs | Nov 20, 2020 | Non classé
Voasokajy anisany ekipa tsara fanafihana (Meilleure attaque) ny Barea,raha ny filaharana navoaka taorinan’ny fahavitan’ny lalao andro faha-4 amin’ny fiadiana ny tapakila ahafahana manao CAN 2022. Laharana faharoa mitovy amin’i Senegaly sy...
par dsimjs | Nov 19, 2020 | Non classé
Tonga nitsidika ilay toerana hanorenana ilay Gymnase mahazaka olona miisa 4000, ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, anio 18/11/20,niaraka tamin’ny fiadidian’ny tanànan’i Toamasina I,izay nahitana an’andriamatoa...
par dsimjs | Nov 18, 2020 | Non classé
Tsy niandry ela fa taorian’ny lalao androany dia nandray ireo mpilalaon’ny Barea ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, amin’ny maha Ray aman-drenin’ny Malagasy azy sy ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena, Atoa TINOKA Roberto,...
par dsimjs | Nov 18, 2020 | Non classé
Nisaraka ady sahala 1-1 ny lalaon’ny Barean’i Madagasikara sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Samy manana isa 7 avokoa ny ekipa roa Tonta. Mbola misy lalao 2 sisa miandry an’i Barea, izay hotanterahina amin’ny taona hoavy. Alefa...