Fandraisan’ny Filoham-pirenena sy ny Ministry n y Tanora sy ny Fanatanjahantena ny Barean’i Madagasikara

Tsy niandry ela fa taorian’ny lalao androany dia nandray ireo mpilalaon’ny Barea ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, amin’ny maha Ray aman-drenin’ny Malagasy azy sy ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena, Atoa TINOKA Roberto, amin’ny maha tompon’andraikitra voalohany ny fanatanjahantena azy. Nisaotra ny zava-bita tamin’ny fiarovana ny Voninahi-pirenena. Efa natsidika ihany koa ny dinidinika mahakasika ireo lalao manaraka. Nampanantena ny fitondram-panjakana fa hanohy sy hanatsara hatrany ireo fanampiana ataony.

Alefa Barea

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...

GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK 2021

GLOBAL ENTREPRENEURSHIP WEEK 2021

FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY GEW NAHASARIKA TANORA MAROBE NY HETSIKA SY NY FIZARAN’IREO MINISTRA Nahasarika tanora marobe mpandraharaha na ireo tsy mbola ao anatiny ny hetsika fankalazana amin’ny fomba ofisialy ny « Herinandro maneran-tany natokana ho an’ny...

BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA.

BRICKAVILLE: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA.

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI anio 6 Novambra 2021. Hita arak'izany fa mandeha ny asa ary nohamafisina ny fanajana ireo...