Ho fampiharana ny fandaharanasa « Pôle emploi Jeune » izay paikady novolavolaina hanatanterahana ny « Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence » dia navondrona ho centre des jeunes ireo tanora mpanjono rehetra ato amin’ny Kaominina Ankatafana...
Fifanaovan-tsonia teo amin’ny MJS sy BNI Madagascar

Fifanaovan-tsonia teo amin’ny MJS sy BNI Madagascar

Tontosa androany 04/12/20,tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny banky BNI Madagascar.Fifanaovan-tsonia izay manamafy ny fifandraisana sy ny fiaraha...