par dsimjs | Déc 2, 2020 | Non classé
L’Initiative d’Ashinaga pour l’Afrique (IAA) est un programme international de leadership visant à développer la prochaine génération de leaders qui pourront contribuer au développement de l’Afrique subsaharienne. Les boursiers de l’IAA sont des étudiants ayant perdu...
par dsimjs | Nov 27, 2020 | Non classé
Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra ny 26-27-28 novambra 2020 .Ity no natao dia fanomezan-danja ny faritra ho amin’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny fahaiza-manaony sy ny mahaizy azy. Ny hetsika dia natomboka teto...
par dsimjs | Nov 25, 2020 | Non classé
Niainga omaly ny delagasiona mandrafitra ny ekipam-pirenena Basket ball. Dingana faharoa amin’ny fifanintsanana Afrobasket 2021,ity hatrehana any Rwanda ny 27 hatramin’ny 29 novambra 2020 ity.16 ny mpandray anjara amin’izany ary notsinjaraina...
par dsimjs | Nov 24, 2020 | Non classé
Notanterahina ny zoma lasa teo ny kaonferansa arahina adi-hevitra mahakasika ny fandraharana sy ny fiarovana ny asan’ny tanora, hetsika izay tafiditra tao anatin’ny herinandro maneran-tany ho amin’ny fandraharana na ny « Global Entrepreneurship Week...
par dsimjs | Nov 24, 2020 | Non classé
Nanatanteraka fakan-kevitra ho fandrafetana ny paikadim-pirenena mifandraika amin’ny veliranon’ny tanora tamin’ireo renivohi-paritra Atsinanana sy Boeny ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Ny zava-misy eny ifotony, ny olana, ny harena...