PÔLE EMPLOI JEUNES

PÔLE EMPLOI JEUNES

Ivon-toerana iray ao amin’ny Faritra Androy manana traikefa manokana amin’ny fanamboarana milina isan-karazany na « ouvrage métallique » no hiara-hiasa @ Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao anatin’ny fanatanterahana ny programanasa...
AFRICAN CHAMPIONSHIPS SENIOR  ANTANANARIVO 2020

AFRICAN CHAMPIONSHIPS SENIOR ANTANANARIVO 2020

JUDO : LALAO IADIANA NY TOMPONDAKAN’NY AFRIKA ETO MADAGASIKARA Notanterahina androany 17 desambra 2020 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalao afrikana andiany faha-41 iadiana izay ho tompondaka eo amin’ny taranja Judo. Ny Filoha lefitry ny...