par dsimjs | Jan 2, 2021 | Non classé
Manantitra ny arahaba ombam-pirarian-tsoa ho anareo rehetra amin’izao taona vaovao 2021 izao izahay eto amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.
par dsimjs | Déc 31, 2020 | Non classé
Une délégation du Ministère de la Jeunesse et des Sports menée par le Directeur Général de la Jeunesse s’est rendu dans les quariers de Tanambao 2, Tanambao 5, Andranomadio, Salazamay sud à Toamasina pour rendre visite aux jeunes entrepreneurs locaux. Un bilan...
par dsimjs | Déc 30, 2020 | Non classé
Nisy araka izany ny fifanaovan-tsonia nentina hanamafisana ny fiaraha-miasa teo amin’ny Tale Jeneraly ny Tanora ny Minisitera sy ny Filohan’izany ivon-toerana izany. Amin’ny maha ivon-toerana mpanabe tanora azy dia miompana amin’ireo...
par dsimjs | Déc 30, 2020 | Non classé
Sortie officielle de 70 jeunes formés Le partenariat entre le Ministère de la Jeunesse et des Sports et l’Association Fleurs éveillées dans le Fokontany Verrerie Toamasina, dirigée par Mme Viviane Rahariniaina, a porté ses fruits. Cette association...
par dsimjs | Déc 28, 2020 | Non classé
Faly sy ravo ireo tanora nandrombaka ny loka tamin’ny fifaninana famoronana horonan-tsary fohy entina manentana ireo tanora namany mahakasika ny fandrindram-piterahana. Tovovavy telo avy amin’ny faritra Boeny, ary tovolahy avy aminny faritra Vatovavy...