par dsimjs | Nov 13, 2020 | Non classé
2 sy 1 ny isa nisarahan’ny Elefantan’i Cote d’ivoire sy ny Barea nandritra ity andro fahatelo amin’ny fiadiana tapakila hanaovana CAN ity.Raha ny filaharana vonjimaika dia samy manana isa 6 avokoa ny ekipa roa tonta,saingy mbola manana tombony...
par dsimjs | Nov 12, 2020 | Non classé
par dsimjs | Nov 10, 2020 | Non classé
Efa tonga soa amantsara any Abijan (renivohitr’i Côte d’ivoire) avokoa ireo mpilalao Barea izay voaantso amin’izao andro fahatelo hiadina ny tapakila ahafahana handray anjara amin’ny CAN izao. Araka ny fizaham-pahasalamana natao dia i Abel...
par dsimjs | Nov 9, 2020 | Non classé
L’espoir pour la restauration de la paix dans le SudUne vision de développement partant de la base. Le Ministère de la Jeunesse et des Sports (MJS) est chargé de réaliser les aspirations émanant des communautés villageoises, acteurs et cibles primaires du changement...
par dsimjs | Nov 9, 2020 | Non classé
Tsy andavanandro,tsy Alahady,miasa hatrany ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara, Atoa TINOKA Roberto,manatanteraka ireo asa ankinina aminy. Nihazo ny Kaominin’i Ejeda,ny Minisitry ny tanora sy ny...