
Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra
Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra ny 26-27-28 novambra 2020 .Ity no natao dia fanomezan-danja ny faritra ho amin’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny fahaiza-manaony […]
Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra ny 26-27-28 novambra 2020 .Ity no natao dia fanomezan-danja ny faritra ho amin’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny fahaiza-manaony […]
Niainga omaly ny delagasiona mandrafitra ny ekipam-pirenena Basket ball. Dingana faharoa amin’ny fifanintsanana Afrobasket 2021,ity hatrehana any Rwanda ny 27 hatramin’ny 29 novambra 2020 ity.16 […]
Notanterahina ny zoma lasa teo ny kaonferansa arahina adi-hevitra mahakasika ny fandraharana sy ny fiarovana ny asan’ny tanora, hetsika izay tafiditra tao anatin’ny herinandro maneran-tany […]
Nanatanteraka fakan-kevitra ho fandrafetana ny paikadim-pirenena mifandraika amin’ny veliranon’ny tanora tamin’ireo renivohi-paritra Atsinanana sy Boeny ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Ny zava-misy eny […]
Atleta 3 mpikatroka ny taranja « Judo » avy amin’ny ligy Atsinanana no voaantso handrafitra ny ekipa nasionaly. Hiatrika ny fampivondronana miaraka (stage bloqué) ao […]
Copyright © DSI 2025