
2 sy 1 ny isa nisarahan’ny Elefantan’i Cote d’ivoire sy ny Barea nandritra ity andro fahatelo amin’ny fiadiana tapakila hanaovana CAN ity.Raha ny filaharana vonjimaika dia samy manana isa 6 avokoa ny ekipa roa tonta,saingy mbola manana tombony amin’ny baolina tafiditra ny Barea.
Amin’ny 17/11/20 indray ny lalao miverina.
Alefa Barea!