Fanombohan’ny asa fananganana dobo filomanosana vaovao ao Toliara
Nanomboka ny 21/11/20 ny asa fananganana ilay dobo filomanosana ôlimpika eto Toliara izay mahazaka mpijery 4000.Tonga nanatrika an’izany ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA […]