par dsimjs | Oct 20, 2020 | Non classé
Ny Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena dia mampanao fifaninana sary famantarana (Logo) vaovao.Io voalaza amin’ny afisy io ny mombamomba izany.Mandraisa anjara ary!!!
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan’asa « YouthConnekt Madagasikara Fanoitra » izay sehatra iray ampivondronana ny tanora mpiantsehatra amin’ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Notontosaina ny Zoma faha 16 oktobra 2020 tao amin’ny hotel Centell Antananarivo ny fizarana narahim-pankatoavana ny tatitra ôfisialy ny fanisana sy fandalinana ireo mpiantsehatra amin’ny fandraharahan’ny tanora, izay fiaraha-miasa ny...
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna miisa valo (8) voafidy tato amin’ny distrikan’i Beroroha ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto ny...