MINISTÈRE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS
a

LE MINISTERE

-  Le Ministre

JEUNESSE

-  Confejes

-  PPEJ

SPORT

infrastructures

actualités

Fanomanana amin’ny fiatrehana ny CAN

Hotanterahina anio 12/10/20 amin’ny 7 ora Hariva ny lalao fampivondronana faharoa hihaonan’i Madagasikara sy Burkina Faso.Lalao izay hotanterahina ao amin’ny Stade Ben Ahmed El Abdi à El Jadida (Maroc).Avo lenta kokoa ity lalao izay hotanterahina...

Fanomanana ny fifanitsanana amin’ny CAN

Mirindra tsara ny fandaharam-potoan’ny Barea amin’izao ankatokin’ny fanomanana ny tohin’ny fifanitsanana amin’ny CAN 2021 izao.Ny fizahana ara-pahasalamana an’ireo mpilalao sy ny fanomanana ara-môraly ary fanomezana toro-marika azy...
CHARGEMENT EN COURS