Ho antsika Tanora!

Ny Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena dia mampanao fifaninana sary famantarana (Logo) vaovao.
Io voalaza amin’ny afisy io ny mombamomba izany.
Mandraisa anjara ary!!!