par dsimjs | Oct 31, 2020 | Non classé
Feno haravoana i Sakaraha,tafahaona ny tia sy ny manina.Tonga ny Tompon-tanàna! Nametraka ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna voafidy tato amin’ny Distrikan’i Sakaraha,ny Minisitry tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny...
par dsimjs | Oct 31, 2020 | Non classé
Zava-dehibe amin’ny Fitondram-panjakana ny fandraisana lalao iraisam-pirenena. Anisany napetrak’Atoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena Tinoka Roberto ho atao lohalaharana ny fametrahana kalitao tsara ny fandraisana izany lalao iraisam-pirenena...
par dsimjs | Oct 30, 2020 | Non classé
Notanterahina ny faha 30 sy 31 oktobra 2020 tao amin’ny Novotel Antananarivo ny YouthConnekt « Fanoitra » eto Madagasikara. Programa iarahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Pnud Madagascar. Nosokafana tamin’ny ady hevitra...
par dsimjs | Oct 27, 2020 | Non classé
Tonga nametraka ara-pomba ôfisialy an’ireo Ben’ny tanàna voafidy tato amin’ny distrikan’i betroka,ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra mpiahy ny Faritanin’i Toliara,Atoa TINOKA Roberto,anio 27/10/20.Nangetaheta...
par dsimjs | Oct 27, 2020 | Non classé
Zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny tanora ny Fialamboly. Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,izay tarihin’Atoa Minisitra TINOKA Roberto dia mitrandraka sy mampiroborobo ny tontolon’ny fialambolin’ny tanora eny...