YouthConnekt « Fanoitra » eto Madagasikara

Notanterahina ny faha 30 sy 31 oktobra 2020 tao amin’ny Novotel Antananarivo ny YouthConnekt « Fanoitra » eto Madagasikara. Programa iarahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Pnud Madagascar. Nosokafana tamin’ny ady hevitra momba ny tontolon’ny fandraharahan’ny tanora izany ary nanaraka izany ny fandraisam-pitenenana izay notarihin’i Atoa Sekretera Jeneraly nisolo tena ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto