par dsimjs | Déc 22, 2020 | Non classé
Notanterahina anio faha 22 Desambra tao amin’ny Lapan’ny Fanantanjahantena sy Kolotsaina Mahamasina ny atrikasa fantsakan-kevitra ho an’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Ministeran’ny Tanaora sy ny Fanantanjahantena sy ireo mpitantsorika...
par dsimjs | Déc 21, 2020 | Non classé
Nampiakatra avo ny voninahitr’i Madagasikara ny Taranja Karaté. Nifarana ny fifaninana teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2020 ho an’ny taranja Karate- Kata tamin’ny alalan’ny serasera mivantana. Nivoaka ny vokatra...
par dsimjs | Déc 21, 2020 | Non classé
TSARA NY VOKATRA HO ANTSIKA MALAGASY Nampiakatra avo ny voninahitr’i Madagasikara ny Taranja Judo. Nifarana ny fifaninanana teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2020 ho an’ny taranja Judo sokajy SENIOR izay notanterahina teto...
par dsimjs | Déc 20, 2020 | Non classé
Taorian’ny Faritra Analamanga dia tafapetraka ny Komity mpitantana ny U-report tao amin’ny Faritra Anosy. Ny U-report dia tetikasa iarahan’ny UNICEF Madagasikara sy ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena manatanteraka, izay entina...
par dsimjs | Déc 20, 2020 | Non classé
Ivon-toerana iray ao amin’ny Faritra Androy manana traikefa manokana amin’ny fanamboarana milina isan-karazany na « ouvrage métallique » no hiara-hiasa @ Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao anatin’ny fanatanterahana ny programanasa...