KARATE: Tompondakan’i Afrika 2020 TSARA NY VOKATRA HO ANTSIKA MALAGASY

Nampiakatra avo ny voninahitr’i Madagasikara ny Taranja Karaté.

Nifarana ny fifaninana teo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2020 ho an’ny taranja Karate- Kata tamin’ny alalan’ny serasera mivantana.

Nivoaka ny vokatra ofisialy ka ny Malagasy no nahazo ny laharana voalohany teo amin’ny fandrombahana ny medaly.

Ireto ny vokatra tamin’izany:

05 Medaly volamena izay azon’ i Mirantsoa 13 taona, Mathieu 8 taona, Notoavina 9 taona, Manda 13 taona ary Brandy 13 taona

04 Medaly volafotsy izay azon’i Baholy 9 taona, Alicia 11 taona, Noah 10 taona ary Noa 8 taona

04 Medaly alimo izay azon’i Rado 10 , Julio Hasivelo 10 taona, Raissa 11 ans Bronze ary Irina 13 taona.

Arabaina ireto mahery fo antsika ary miarahaba manokana ny Federasionina amin’izao vokatra izao izay avy amin’ny fanomanana sy fikarakarana matotra sy ara-potoana ny mpilalao.

Ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahan-tena dia eo anilan’ny mpanao fanatanjahan-tena mandrakariva .

Le Karaté Kata a honoré Madagascar.

Le championnat d’Afrique de Karaté-Kata 2020 pour la catégorie moins de 14 ans (U14), qui s’est fait à partir d’une vidéo directe , s’est clôturé aujourd’hui et les résultats sont très fructueux pour Madagascar. En effet, Madagascar en est sorti le grand vainqueur avec les nombres de médailles accumulées.

Les résultats sont les suivants :

05 médailles d’or par:

– Mirantsoa (13 ans)

– Mathieu (8 ans)

– Notiavina (9 ans)

– Manda (13 ans)

– Brandy (13 ans)

04 médailles d’argents par :

– Baholy (9 ans)

– Alicia (11 ans)

– Noah (10 ans)

– Noa (8 ans)

04 médailles de bronze par :

– Rado (13 ans)

– Julio Hasivelo (10 ans)

– Raissa (11 ans)

– Irina (13 ans)

Nous félicitons nos jeunes héros ainsi que la Fédération de pour ces brillants résultats et pour tous les préparatifs à l’endroit de nos jeunes athlètes.

Le Ministère de la jeunesse et des sports reste à la disposition de tous les athlètes.