par Dir Com | Mar 22, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 21 Martsa 2022, teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ambohijatovo ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Minisitra vaovao TINOKA Roberto sy ny Minisitra teo aloha MAMOD’ALI Hawel ary ny...
par Dir Com | Mar 22, 2022 | Dircom
Notanterahina ny 19 Martsa 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Fenoarivo Atsinanana, Faritra Analanjirofo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay notronin’ny Praiministra Lehiben’ny Governemanta, ny...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Amin’ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin’ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman’ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin’ny Centre d’Infectiologie Charles...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Tao arian’ny fitsidihan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny tanora tao @ distrikan’i Anosibe An’ala dia tsy nandalo fotsiny tao Moramanga izy fa nifampiresaka tamin’ireo tompon’andraikitra mahakasika ny andraikitra raisina...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
SOKAFANA INDRAY AO ANATIN’NY FIFANDRIMBONAN’NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an’Anosibe an’Ala saingy fsy nisitraka izany ireo tanora noho izy zary lasa fitoeran’entana efa simba sy lao efa an-taonany maro. Mandritra izao...