par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Ny alakamisy faha – 07 Aprily 2022, dia tonga nitsidika an’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny fianakaviam-ben’ny mpikatroka ny taranja « Kick boxing » izay...
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’ Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Sina miasa eto Madagasikara, SEM GUO Xiaomei, ny alakamisy faha 07 Aprily 2022, teto Ambohijatovo....
par Dir Com | Avr 11, 2022 | Dircom
Ny talata faha-5 aprily, no tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa TINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena teto Ambohijatovo ny Masoivohon’ny Soisa miasa sy monina eto Madagasikara, SEM Chasper SAROTT. Nandritra ny...
par Dir Com | Avr 5, 2022 | Dircom
Tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny taom-pilalaovana 2022 ny taranja Tolona na » Lutte » notontosaina tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, Andriamatoa RAZAFIMBELO Alain, Talen’ny kabinetra eo anivon’ny Minisiteran’ny...
par Dir Com | Mar 30, 2022 | Dircom
Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana ny DOPPEL TOP 20, izay nifanandrinan’ny COSFA sy USA ANKADIFOTSY, teny amin’ny Kianjan’ny Makis Andohatapenaka, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto. Anisany taranja nazahoana medaly volamena 4 nandritra...