MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
FIARAHA-MIENTANA MITSINJO NY MPIARA-BELONA: MIALY RAJOELINA NIDINA TENY IFOTONY

FIARAHA-MIENTANA MITSINJO NY MPIARA-BELONA: MIALY RAJOELINA NIDINA TENY IFOTONY

par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse

Nandritra ny fidinana ifotony izay nataon’ny vadin’ny Filohan’ny Repoblika, Ramatoa Mialy RAJOELINA, sady filohan’ny Association FITIA dia nanotrona azy teny antoerana ireo Minisitra vehivavy izay mpikambana ao anatin’ny Governemanta....
FIZARANA TOHANA HOAN’IREO TRABOINA ENY AMBATOBE MASINANDRIANA

FIZARANA TOHANA HOAN’IREO TRABOINA ENY AMBATOBE MASINANDRIANA

par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse

Io maraina io no nizarana ny vary sy ny fitaovana vitsivitsy fampiasa ao andakozia ho an’ireo traboina eny amin’ny toby Ambatobe-Masinandriana, izay notarihin’ny Minisitra Lefitra misahana ny Tanora, i Ramatoa Tahina Juliana Ratovoson. Amin’ny...
FAMARANANA NY HERIN’ANDROM-PIOFANANA HO AN’NY TANORA TAO AMIN’NY BUREAU POUR L’EMPLOI

FAMARANANA NY HERIN’ANDROM-PIOFANANA HO AN’NY TANORA TAO AMIN’NY BUREAU POUR L’EMPLOI

par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse

Ny BPE dia niorina tany amin’ny taona 2012, manampy ny tanora sahirana no asa sahanin’izy ireo. Mampiofana tanora manodidina ny 80 isa isan-taona eo izy ireo ka miova isan-kerinandro, isam-bolana ary isantaona izany. Ny tanjona amin’izany moa dia ny...
🇲🇬AMBODOVONIKELY AMBOHIMANARINA NIZARA VATSY VAO MARAINA NY EKIPA

🇲🇬AMBODOVONIKELY AMBOHIMANARINA NIZARA VATSY VAO MARAINA NY EKIPA

par celcom | Mar 14, 2022 | Jeunesse

6h00 : Maro amin’ireo traboina no tsy maintsy mamonjy ny asa fanaony andavanandro, mialohan’ny aminy fito ora maraina. Nampisakafoana mofo, nohosorana dibera ary « confiture » miaraka amin’ny dite mafana, ireo mitoby ao amin’ny...
ÀNDRAHARO – AMBODIMITA – AMBOHIBAO TOLO-TANANA HOAN’IREO TRABOINA

ÀNDRAHARO – AMBODIMITA – AMBOHIBAO TOLO-TANANA HOAN’IREO TRABOINA

par celcom | Mar 11, 2022 | Jeunesse

Na ny orana na ny andro alina dia tsy nahasakana ireo tanora mpilatsaka an-tsitrapo izay notarihan-dRamatoa Juliana Ratovoson, Minisitra Lefitra misahana ny Tanora sy ireo mpiara-miasa aminy. Nanatontosa ny fanampiana sy fanomezan-tanana ho an’ireo traboina izay...
Page 136 sur 414« Première page«…134135136137138…»Dernière page »

 Mot du Ministre


Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Le ministère

La Jeunesse

Le Sport

Tanora Mamiratra Ka Manavao

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés