par Dir Com | Août 4, 2022 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 03 aogositra 2022, ireo atleta Malagasy sy mpanazatra namiratra nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika teo amin’ny taranja judo sy ny fibatana...
par Dir Com | Août 3, 2022 | Dircom
Tontosa ny 01 sy 02 aogositra 2022 ny fikaonandoha nasionaly mikasika ny fanabeazana ho an’ny fanavaozana hatrany ifotony ny rafim-pampianarana misy eto Madagasikara. Hoentina hanatsarana ny fanabeazana no tanjona amin’ity atrikasa ity izay iarahanan’ireo...
par Dir Com | Août 1, 2022 | Dircom
Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea CHAN tafiakatra amin’ny dingana farany amin’ny lalao fifanitsanana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika CHAN 2023. Madagascar 🇲🇬 3-0 🇸🇨 Seychelles 90′ Tsilavina Drogba 66′...
par Dir Com | Août 1, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 29 hatramin’ny 30 Jolay 2022, tetsy amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja « Teqball ». Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany, ireo Tale isan-tsokajiny eo...
par Dir Com | Août 1, 2022 | Dircom
Nisy ny valan-dresaka niarahana tamin’ireo mpanao gazety ny 29 Jolay 2022, izay notanterahina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Nifantoka tamin’ny fanomezana ny fandaharam-potoana mandritra ny Afrobasket, ny fanolorana ireo...