par Dir Com | Août 11, 2022 | Dircom
Tonga nanao fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy ny Governoran’ny faritra Boeny, Andriamatoa Mokhtar Salim ANDRIATOMANGA, sy ireo manam-pahefana isan-tsokajiny tao an-toerana toy ny Préfet ny Mahajanga, Andriamatoa Lahanaina RAVELOMAHAY, ary ny PDS ny...
par Dir Com | Août 11, 2022 | Dircom
Nandritra ny fandalovan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Mahajanga, dia nandray ireo mpilalao baolina kitra izay mandrafitra ny ekipam-pirenena Beach Soccer ny tenany Tamin’ny fandraisam-pitenenana izay nataony no niarahabany ireto mpilalao izay nitondra...
par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Lalao miverina: Madagascar 🇲🇬 6 – 2 🇸🇨 Seychelles Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea Beach Soccer tafiakatra handray anjara amin’ny CAN Beach Soccer izay hatao any Mozambique ny 21 hatramin’ny 29 oktobra 2022. Tonga...
par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Tao amin’ny Kianja mitafo Vatofotsy Antsirabe no nanatanterahana ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Basketball U18 sokajy zazavavy, ny 06 aogositra 2022. Tonga nanome...
par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Tontosa ny 05 aogositra 2022, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-20 ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Basketball U18 lehilahy izay atao ny 04...