par Dir Com | Août 22, 2022 | Dircom
Natao ny 20 Aogositra 2022 tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
Taorian’ny lalao dia nisy ny fihaonana teo amin’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny FIBA AFRICA izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa Anibal Manave. Nampita ny fiarahabana an’i Madagasikara ny FIBA Africa...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
MADAGASCAR 54 / 81 EGYPTE Miarahaba ny ekipan’i EGYPTE sokajy lehilahy ary ny ekipan’i MALI sokajy vehivavy voahosotra tompondakan’i Afrika nandritra ny fiadiana ny Afrobasket U18, izay natao ny faha 04 hatramin’ny 14 Aogositra 2022. Tonga...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
Tamin’ny 17 Desambra 1999 no nankatoavina tao amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora ny faha-12 Aogositra mba: – hahafahan’izy ireo mampita ny hetahetany amin’ny fampandrosoana. –...
par Dir Com | Août 12, 2022 | Dircom
Notanterahana tao Mahajanga ny 09 hatramin’ny faha 11 Aogositra 2022 ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo amin’ny fiainana ho an’ny Tanora. Tanora avy amin’ny distrika 18 eto...