MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
Fifaranan’ny fiofanana ho Maîtres Nageurs Sauveteurs sy fizarana mari-pankasitrahana

Fifaranan’ny fiofanana ho Maîtres Nageurs Sauveteurs sy fizarana mari-pankasitrahana

par Dir Com | Mai 15, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ny Akademia Nasionalin’ny Fanatanjahantena (ANS) dia nanatanteraka fiofanana manokana ho an’ireo Maîtres Nageurs Sauveteurs, izay nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 14 may 2025. Naharitra telo herinandro ny fiofanan izay mitotaly 96 ora. Hita tamin’izany ny...
Fitsidihan’ny Ambasadaoron’i Frantsa ny “Espace des Jeunes” ao Mahajanga

Fitsidihan’ny Ambasadaoron’i Frantsa ny “Espace des Jeunes” ao Mahajanga

par Dir Com | Mai 14, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ny 13 May 2025, dia nitsidika ny “Espace des Jeunes” eo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao Boeny, ny Ambasadaoron’i Frantsa miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa Arnaud Guillois, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy. Nandritra...
Atrikasa Fanofanana Life Skills sy Kolontsaina Mpandraharaha teny amin’ny CFPT-FMA Ivato

Atrikasa Fanofanana Life Skills sy Kolontsaina Mpandraharaha teny amin’ny CFPT-FMA Ivato

par Dir Com | Mai 12, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Tontosa ny Zoma 02 May 2025 lasa teo ny atrikasa fanofanana momba ny fahaiza-miatrika fiainana (Life Skills) sy ny kolontsaina mpandraharaha (Culture Entrepreneuriale), izay natao teny amin’ny Centre de Formation Technique et Professionnelle de Fille de Marie...
Fanoloran’ny AFT Andavamamba boky ho an’ny Minisitera.

Fanoloran’ny AFT Andavamamba boky ho an’ny Minisitera.

par Dir Com | Mai 7, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Notoloran’ny Alliance Française Andavamamba (AFT) boky ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny 6 may 2025. Ity hetsika ity dia natao ho fanohanana ny fanabeazana sy ny fivelaran’ny tanora amin’ny alalan’ny famakiam-boky. Nandray an-tanana ny fifandraisana...
Fifanaovan-tsonia ho fanohanana ny tanora sy ny fanatanjahantena teto Madagasikara

Fifanaovan-tsonia ho fanohanana ny tanora sy ny fanatanjahantena teto Madagasikara

par Dir Com | Mai 6, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Notanterahina ny alatsinainy 5 may 2025 teny amin’ny Hotely Colbert, Antaninarenina, ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, sy ny Tale Jeneralin’ny orinasa BET 261, Ramatoa Mariama Badji....
Seho Sehatra: mijoro an-tsehatra ny tanora hiaro ny fahadiovan’ny tanàna.

Seho Sehatra: mijoro an-tsehatra ny tanora hiaro ny fahadiovan’ny tanàna.

par Dir Com | Mai 2, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Notanterahana ny 30 aprily 2025 tao amin’ny ny teatra monisipaly Isotry ny hetsika « Seho Sehatra », hetsika ara-kolontsaina sy fanabeazana izay nametraka ny sehatry ny teatra ho vavahadin’ny fandraisana andraikitra ara-piarahamonina. Mpianatra miisa 150 amin’ny...
Page 16 sur 18« Première page«…1415161718»

 Mot du Ministre


Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Accueil

Actualités

Le ministère

YouthConneKt

La Jeunesse

Contact

Le Sport

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés