MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
Andao hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena

Andao hankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena

par Dir Com | Juin 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ny 28, 29 ary 30 jona ho avy izao no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Andao hitaiza vatana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena : vatana salama, saina matsilo, antoky ny fampandrosoana.
Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena

Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena

par Dir Com | Juin 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety ny talata 17 jona 2025 tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina mahakasika ny fankalazana ny andro Iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena. Nitarika izany ny Minisitry ny Tanora sy ny...
Diniky ny taranaka mifandimby: sehatra ho an’ny tanora ho amin’ny fandraisana andraikitra

Diniky ny taranaka mifandimby: sehatra ho an’ny tanora ho amin’ny fandraisana andraikitra

par Dir Com | Juin 13, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Tontosa ny 12 jona 2025 tao amin’ny Lapan’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny Diniky ny Taranaka Mifandimby, izay hetsika nasionaly tafiditra ao anatin’ny tetikasa RAM 2. Ity fihaonana ity dia natao ho sehatra ifampizaràna sy ifanakalozan-kevitra, izay...
Rasoanaivo Laura, hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny tompondaka eran-tany amin’ny Judo.

Rasoanaivo Laura, hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny tompondaka eran-tany amin’ny Judo.

par Dir Com | Juin 5, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin’ny taranja Judo, izay hotanterahina any Budapest ny 13 ka hatramin’ny 20 Jona 2025, Ramatoakely Rasoanaivo Laura. Izy dia atleta manandratra avo hatrany ny voninahitr’i Madagasikara eo amin’ny...
Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Filohan’ny Confédération Africaine de Handball teto Ambohijatovo.

Fitsidihana ara-pomba fanajana nataon’ny Filohan’ny Confédération Africaine de Handball teto Ambohijatovo.

par Dir Com | Juin 2, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana tamin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, ny Filohan’ny Confédération Africaine de Handball, Andriamatoa AREMOU Adolphe Mansourou, ny 30 may 2025. Nandritra ity fihaonana ity...
Fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Ambasadaoron’i Inde

Fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Ambasadaoron’i Inde

par Dir Com | Mai 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra

Ambohijatovo, 30 may 2025. Nandray an’Andriamatoa Badaru WILSONBADU, Ambasadaoron’i Inde eto Madagasikara, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah, ny 30 may 2025 tao amin’ny biraony tetsy Ambohijatovo. Nifantoka tamin’ny...
Page 14 sur 18« Première page«…1213141516…»Dernière page »

 Mot du Ministre


Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Accueil

Actualités

Le ministère

YouthConneKt

La Jeunesse

Contact

Le Sport

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés