TARANJA JUDO: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

TARANJA JUDO: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Notanterahina nandritra ny telo andro nanomboka ny 14 aprily tao am kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Judo. Ny sokajin-taona cadets sy junior lahy sy vavy no nanokatra ny fifaninanana . Ny sabotsy 15...
TARANJA AVIRON: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA AVIRON: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Aviron na ny mpivehy laka miamboho, Andriamatoa MOUHIDINE Mohamad,...
BASKETBALL: VALANDRESAKA HO AN’NY MPANAO GAZETY.

BASKETBALL: VALANDRESAKA HO AN’NY MPANAO GAZETY.

Nampahafantarina ny 7 aprily 2023, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny mombamomban’ny fanomanana ny « FIBA WORLD CUP U19 2023 sy ny fanomanantenan’ny ANKOAY U19 izay hatao any La Frantsa ny 10 ka hatramin’ny 29 aprily 2023 ho...