par Dir Com | Avr 26, 2023 | Dircom
Tontosa ny faha 26 aprily 2023 ny fanolorana ny mari-boninahi-pirenena « Chevalier de l’Ordre National » (à titre posthume) an’i John Mario RANDRIAMANANA dit BIGMAN, kintan’ny Bodybuilding, izay nitondra avo ny voninahim-pirenena, tompondaka lefitra manerantany ny...
par Dir Com | Avr 24, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana. Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza...
par Dir Com | Avr 24, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 20 aprily 2023, tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fivoriana momba ny fandaminana rehetra mahakasika ny fankalazana ny andro manerantany ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana. Hetsika izay natao indrindra...
par Dir Com | Avr 24, 2023 | Dircom
Nandray an’i Laura RASOANAIVO RAZAFY, mpiangaly taranja Judo ary mitazona laharana voalohany eran-tany eo amin’ny sokajy « Junior » latsaky ny 70kg ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy...
par Dir Com | Avr 20, 2023 | Dircom
Notanterahina tetsy amin’ny INSCAE 67Ha, ny 19 aprily 2023 ny kaonferansa momba ny » Fitantanana ny fanatanjahantena eo amin’ny sehatra avo lenta » , izay nokarakarain’ny « The Futur is feminine » Nisy ny fifanakalozan-kevitra tamin’ireo...