par Dir Com | Juin 5, 2023 | Dircom
Notontosaina ny 02 Jona 2023, teo amin’ny Lapan’ny tananan’Antananarivo ny fanombohana ny fankalazana ny faha-63 taona namerenana ny fahaleovan-tenan’i Madagasikara sy fanomezan-kasina ny fiandrianam-pirenena. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny...
par Dir Com | Juin 2, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa André Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, tao amin’ny Kianja BAREA Mahamasina ny 01 Jona 2023 ireo ekipam-pirenena «Akio» Handball, sokajy « cadettes sy juniors » izay niatrika ny IHF TROPHY AFRICA-ZONE 6, natao...
par Dir Com | Juin 1, 2023 | Dircom
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 31 may 2023 ny herinandron’ny karatany ho an’ny Malagasy ao amin’ny Faritra Menabe, izay tafiditra anatin’ny veliranon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. Tonga nanome voninahitra sy nanokatra izany...
par Dir Com | Juin 1, 2023 | Dircom
Tonga nanao tatitra teny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza mahakasika ny zava-bitan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nanendrena azy ny volana febroary 2023, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,...
par Dir Com | Mai 30, 2023 | Dircom
Tao aorian’ny nahavitan’ireo tanora avy amin’ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy ny module 1 , culture de vision na ny kolontsainan’ny vina dia nisitraka fiofanana mahakasika ny « module » manaraka indray izy ireo. Tontosa tao...