FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora na ny « Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) »,izay ho tanterahina any Morondava. « Tanora mampanjary tontolo maitso, antoky ny fampandrosoana maharitra sy...
LALAON’NY FRANKOFONIA: FITSENANA IREO DELEGASIONA

LALAON’NY FRANKOFONIA: FITSENANA IREO DELEGASIONA

Tafaverina an-tanindrazana ny 08 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny lalaon’ny frankofonia izay natao tany Kinshasa, République Démocratique du Congo. Laharana faha 13 no misy an’i Madagasikara ary...
MOTOCROSS DES NATIONS

MOTOCROSS DES NATIONS

Noraisin’Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA, ny 03 Aogositra 2023 ireo ekipa Malagasy eo amin’ny taranja Motocyclisme izay hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ny « Motocross des Nations » ho an’ny firenena Afrikanina, izay...
LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

Ho maro ny fivezivezena eto an-toerana indrindra eny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato mialoha, mandritra ary aorian’ny lalaon’ny Nosy. Nisy ny fidinana ifotony teny an-toerana ho fijerena ny pitsopitsony farany amin’ny fikarakarana izany....