par Dir Com | Août 26, 2024 | A la une
Tanteraka ny Alatsinainy 26 Aogositra 2024 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta vaovao sy ny nandraisan’Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah...
par Dir Com | Sep 15, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 09 septambra 2023 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro. Kianja mahazaka mpijery miisa 1000, ahitana efitra miisa 4 ho an’ny mpilalao sy miisa 2 ho an’ny mpitsara, ary toeram-pidiovana...
par Dir Com | Sep 7, 2023 | Dircom
Tontosa ny 3 septambra 2023 teo amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny lanonana famaranana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 izay notanterahana teto Madagasikara. Laharana voalohany i Madagasikara nandritra ity Lalaon’ny...
par Dir Com | Sep 2, 2023 | Dircom
Medaly volamena no azony Barea an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Football mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo Atleta nandritra ity lalao famaranana ity ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja...
par Dir Com | Sep 2, 2023 | Dircom
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin’ny sokajy lahy sy vavy eo amin’ny taranja Basketball mandritra ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11. Nanontrona ireo Atleta nandritra ity lalao famaranana ity ny Minisitry ny Tanora sy...