par Dir Com | Sep 12, 2024 | A la une
Dans le cadre du renforcement des relations de coopération entre le Ministère de la Jeunesse et des Sports et ses partenaires internationaux, une visite de courtoisie d’une importance particulière a eu lieu le 11 septembre 2024 au siège du ministère. Cette visite,...
par Dir Com | Sep 1, 2024 | A la une
Anisany antoky ny fampandrosoana ny fanatanjahantena manerana ny faritra ny fananana fotodrafitrasa. Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin’ny faritra Vakinankaratra avy hatrany Andriamatoa Ministry Tanora sy ny Fanatanjahantena MARSON MOUSTAPHA Abdulah mba...
par Dir Com | Août 29, 2024 | Dircom
Tanteraka androany Alakamisy 29 Aogositra 2024,teny anivon’ny biraon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana (HCC) teny ambohidahy ny fanambaram-pananan’ ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah. Nambarany...
par Dir Com | Août 29, 2024 | A la une
Fotoana fohy taorinan’ny nandraisan’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah ny toerany dia tonga nitsidika azy avy hatrany ny Masoivoho frantsay, Andriamatoa Arnaud GUILLOIS ny Alakamisy faha 29 aogositra 2024. Ny...
par Dir Com | Août 28, 2024 | A la une
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, tetsy amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny 28 Aogositra 2024, ny Filohan’ny federasiona malagasy ny baolina kitra, Andriamatoa Alfred...