par Dir Com | Nov 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025, ireo mahery fo malagasy voahosotra ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Nisy ny...
par Dir Com | Nov 3, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur Alain Désiré RASAMBANY, a reçu le 3 novembre 2025 au Palais des Sports de Mahamasina les athlètes malgaches sacrés champions du monde de pétanque. Au cours de cette rencontre, un échange constructif a eu lieu avec la...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny Lapan’ ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena, Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora maro...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le 30 octobre 2025, une rencontre s’est tenue au Palais de la Culture et des Sports Mahamasina entre le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur Alain Désiré RASAMBANY, et les représentants de plusieurs organisations de jeunesse, notamment GEN Z Madagascar,...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, nihaona tamin’ireo solotenan’ny federasiaonina ara-panatanjahantena malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny...