par Dir Com | Nov 26, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika tao Iavoloha, ny 25 novambra 2025 ireo atleta Malagasy nahazo vokatra miavaka teo amin’ny taranja Tsipy Kanetibe. Nisy ny fanolorana mari-boninahitra, izay natao ho mariky ny fankasitrahana sy...
par Dir Com | Nov 26, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le Président de la Refondation de la République a reçu le 25 novembre 2025, au Palais d’Iavoloha, les athlètes malgaches ayant obtenu des résultats remarquables en pétanque. À cette occasion, des distinctions honorifiques ont été remises en signe de reconnaissance et...
par Dir Com | Nov 25, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 21 novambra 2025 tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny Fararanon-kevitra andiany faha-3, miompana amin’ny lohahevitra « Ny fahavitan-tena ara-tsakafo : ny andraikitry ny tanora » Nandray anjara tamin’ny adihevitra ireo tanora sy mpisehatra amin’ny...
par Dir Com | Nov 25, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
La troisième édition du Fararanon-kevitra, axée sur le thème « L’autosuffisance alimentaire : le rôle de la jeunesse », s’est tenue le 21 novembre 2025 au QG Tanora Ankorondrano. Des jeunes ainsi que des acteurs des secteurs de l’agriculture, de l’élevage et de la...
par Dir Com | Nov 24, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 24 novambra tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny minisitra RASAMBANY Alain Désiré. Nanotrona izany ny Sekretera Jeneraly, ireo Tale Jeneraly sy Tale isan-tsokajiny, ary ny Tale Jeneraly...