par Dir Com | Nov 7, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny fihaonana voalohany niarahana tamin’ny mpiara-miombon’antoka ho fanohanana ireo fandaharanasa mikasika ny tanora sy ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Nanolotra paikady efatra lehibe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ho...
par Dir Com | Nov 7, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Une première rencontre a eu lieu entre le Ministère de la Jeunesse et des Sports et ses partenaires techniques et financiers afin de consolider leur appui aux programmes dédiés à la jeunesse et au sport à Madagascar. À cette occasion, le Ministre de la Jeunesse et des...
par Dir Com | Nov 5, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Hisokatra malalaka ho an’ny mpanao gazety rehetra ny loharanom-baovao eo anivon’ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena mba hisian’ny mangaraharaha . Azon’ny solontenan’ny mpanao gazety hatrehana ny fivoriana isaky ny telo...
par Dir Com | Nov 5, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Les sources d’information au sein du ministère de la Jeunesse et des Sports seront désormais ouvertes à tous les journalistes, dans un souci de transparence et de communication fluide. Les représentants de la presse auront la possibilité d’assister aux réunions...
par Dir Com | Nov 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025, ireo mahery fo malagasy voahosotra ho tompondaka eran-tany amin’ny taranja tsipy kanetibe. Nisy ny...