TOLIARA : MPIASAN’NY FITSARANA
Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan’ny fitsarana 12 tany amin’ny Faritany Toliara. Tonga nanome voninahitra izany tany an-toerana ny solotenan’ny Governemanta Andriamatoa […]

Tonga nanao fitsidihana ny kianjan’ny Centre Régional de la Jeunesse et des Sports sy ny kianjan’ny lycée technique tao Toamasina ny Minisitry ny Tanora sy […]
Omaly zoma faha 29 janoary 2021 no tonga nidina ifotony sy nitondra fanazavana ara-tekinika amin’ny fananganana Kianja mitafo manarapenitra tamin’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany amin’ny fitantànana ny […]
Notanterahina anio ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo Mpampianatra- Mpanabe ara-panatanjahantena nandrato fianarana teo anivon’ny Académie Nationale des SPORTS, misalotra ny anarana « ANDIANY MENDRIKA ». Miisa 156 […]
Nitondra vahaolana ho an’ny fanamboarana ny Kianja mitafo manarapenitra ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA ROBERTO.Ity farany izay nanatanteraka fidinana teny an-kianja […]
Copyright © DSI 2025