par Dir Com | Oct 18, 2021 | Non classé
Tontosa anio 15 Oktobra 2021 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo amin’ny Malagasy RUGBY sy ny Ministeran’ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Tonga nanome voninahitra izany Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale jeneraly misahana ny Fanatanjahantena...
par Dir Com | Oct 18, 2021 | Non classé
Tonga nitsidika ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel ny masoivohon’ny firenena Japoney monina eto Madagasikara Andriamatoa Yoshihiro Higuchi anio 15 Oktobra 2021. Noresahina nandritra izany ny fiaraha-miasa eo...
par Dir Com | Oct 13, 2021 | Non classé
Tontosa anio 12 Oktobra 2021,ny fanaovam-bakisinin’ireo mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay fiaraha-miasa amin’ny Ministeran’ny Fahasalaman-Bahoaka tao aorian’ny fanentanana izay natao azy ireo. Ny...
par Dir Com | Oct 11, 2021 | Non classé
En marge de la rencontre de football entre les Léopards de la République Démocratique du Congo et les Baréa de Madagascar à Kinshasa, la délégation Malagasy conduite par le ministre de la Jeunesse et des Sports, MAMOD’ALI Hawel a visité le siège du comité...
par Dir Com | Oct 8, 2021 | Non classé
Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan’ireo fampanantenana nataon’ny Filoha Andry...