par Dir Com | Fév 17, 2021 | Non classé
Tontosa ny faha 12 Febroary 2021 lasa teo ny fanabeazana maha olom-banona ireo tanora anaty fikambanana. Tanora miisa 120 no niatrika ny fiofanana, solontena avy amin’ny fikambanana Tanora miisa 41 izy ireo. Lohahevitra noraisina ny hoe: « Ny Zo sy Andraikitrao...
par Dir Com | Fév 16, 2021 | Non classé
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tanterahin’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nitsidika ireo Fitaleovam-paritra ny irak’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, dia ny Tale misahana ny mahaolona eo anivon’ny Ministera, Ramatoa LYNDA...
par Dir Com | Fév 12, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena eo amin’ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa fananganana ny kianja manarapenitra ao Antanambao Ihosy ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Fév 12, 2021 | Non classé
Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny » Dopage » mandritra ny fanatanjahantena. Nandray anjara tamin’izany ny...
par Dir Com | Fév 11, 2021 | Non classé
Nanainga io maraina io hihazo an’i Nosy be ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena eo amin’ny taranja basketball . Any an-toerana ny delagasiaonina no handray ny fiaramanidina hitondra azy ireo ho any Tonizia, hiatrika ny fifanitsanana dingana fahatelo...