par Dir Com | Oct 13, 2021 | Non classé
Tontosa anio 12 Oktobra 2021,ny fanaovam-bakisinin’ireo mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay fiaraha-miasa amin’ny Ministeran’ny Fahasalaman-Bahoaka tao aorian’ny fanentanana izay natao azy ireo. Ny...
par Dir Com | Oct 11, 2021 | Non classé
En marge de la rencontre de football entre les Léopards de la République Démocratique du Congo et les Baréa de Madagascar à Kinshasa, la délégation Malagasy conduite par le ministre de la Jeunesse et des Sports, MAMOD’ALI Hawel a visité le siège du comité...
par Dir Com | Oct 8, 2021 | Non classé
Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan’ireo fampanantenana nataon’ny Filoha Andry...
par Dir Com | Oct 5, 2021 | Non classé
Ny faha 5 Oktobra hatramin’ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin’ny fifaninanana tetikasa mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa « Hackathon » #Hack4peace. Antsoina noho izany ireo tanora ao...
par Dir Com | Oct 4, 2021 | Non classé
Notontosaina androany 2 Octobra 2021 ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara 2021 lehilahy sy vehivavy teo amin’ny taranja basikety. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa...