par Dir Com | Nov 30, 2021 | Dircom
Ny faha 27 Novembra 2021, no nihaonan’Atoa Minisitra MAMOD’Ali Hawel tamin’Atoa Babak Amir-Tahmasseb, Tale misahana ny fifandraisana iraisam-pirenena eo anivon’ny INSEP (Institut National du Sport de l’Expertise et de la Performance), izay nisolo...
par Dir Com | Nov 30, 2021 | Dircom
Tao aorian’ny fihaonan’ny Tale Jeneraly lefitra misahana ny siansa sosialy sy ny maha olona sy ny Ministry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia niroso tamin’ny « séance plénière » ny fandaharam-potoanan’ny fivoriam-be faha 41 ny UNESCO. Koa...
par Dir Com | Nov 25, 2021 | Dircom
Fihaonana tamin’ny Tale Jeneraly lefitra Ny talata faha 23 novambra 2021, no nihaona tamin- dRamatoa Gabriela Ramos, Tale lefitra misahana ny siansa sosialy sy maha olona eo anivon’ny UNESCO ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI...
par Dir Com | Nov 22, 2021 | Dircom
Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy izay mandray anjara amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja « Tsipy Kanety Be » izay atao ao Santa Sussana, Espana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Atoa MAMOD’ALI Hawel sy ireo...
par Dir Com | Nov 22, 2021 | Dircom
Anio Zoma 19 Novembra 2021 no fotoana nihaonan’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena MAMOD’ALI Hawel mivantana tamin-dRamatoa Angela MELO , Tale misahana ny ara-politika sy Fandaharan’asa eo anivon’ny UNESCO niaraka...