par Dir Com | Nov 8, 2021 | Non classé
Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Brickaville indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI anio 6 Novambra 2021. Hita arak’izany fa mandeha ny asa ary nohamafisina ny...
par Dir Com | Nov 8, 2021 | Non classé
Nanohy ny fidinana ifotony teto Ambatondrazaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Hawel MAMOD’ALI, anio 05 Novambra 2021. Nanao fitsidihana ara-teknika ny Kianja Manarapenitra Andriamatoa Minisitra nandritra izany, ary notronin’ireo...
par Dir Com | Nov 3, 2021 | Non classé
Tonga nanatrika ny kongresy nasionalin’ny Paramed tany Morondava niaraka tamin’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI, indrindra amin’ny maha Minisitra COACH MENABE ny tenany. Tonga...
par Dir Com | Nov 3, 2021 | Dircom
Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel sy ny...
par Dir Com | Nov 3, 2021 | Dircom
Nanomboka omaly 30 Octobra 2021, tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF 2021, izay atao ao Mahajanga mandritra ny 10 andro. Tonga nanome voninahitra izany ny Praiminisitra lehiben’ny...